Radio Don Bosco Madagascar-logo

Radio Don Bosco Madagascar

1 Favorite

Radio mahaleo tena, mpanabe, manaraka ny foto-pinoana Katôlika, ary tsy manana tanjona pôlitika na filàm-bola, ny Radio Don Bosco. Ny filamatra kristianina sy ny fampianaran'ny Fiangonana no entiny manampy ny olona hivoatra sy hihalavorary amin'ny...

Location:

Antananarivo, Madagascar

Description:

Radio mahaleo tena, mpanabe, manaraka ny foto-pinoana Katôlika, ary tsy manana tanjona pôlitika na filàm-bola, ny Radio Don Bosco. Ny filamatra kristianina sy ny fampianaran'ny Fiangonana no entiny manampy ny olona hivoatra sy hihalavorary amin'ny maha-olona sy maha-kristianina azy, ary amin'ny fomba manokana, ny tanoran'i Madagasikara.

Language:

French

Contact:

Radio Don Bosco Maison Don Bosco BP 60, 105 Ivato-Aéroport MADAGASCAR +261 20 2244387


UP NEXT:

10:30pm
Vavaka maraina

Favorite

Share

More


11:10pm
Fototra sy Fiainana

Favorite

Share

More


11:15pm
Tenin'ny Tompo

Favorite

Share

More


11:30pm
Mpiaro Anao

Favorite

Share

More